Feno 24 taona androany i Herisoa. Efa azoazontsika antsaina ihany angambany ny karazana sakafo natao.
Raclette cerfitiée Bio, 95% sakafo nohanina tamin'io izany dia bio daholo.
Niaraka tamin'i Malalasoa, Feno ary Laurette moa izany izahay 4 mianaka tamin'io.
Araky ny mahazatra moa dia nofaranana tamin'ny mofo mamy.
1 comments:
天下攘攘,皆為利往;天下熙熙,皆為利來. ....................................................
Post a Comment