Monday, March 22, 2010

Nenibe Dida

Tonga soa aman-tsara tamin'ny asabotsy teo i Nenibe Dida, falifaly ery nahita an'i Dera sy Laza.
Vao mitomany kely ny iray amin'izy roalahy dia efa miala any izy, na dia matory azany :-)

Dadabe moa vao lasa nody omaly ihany koa.