Sunday, March 14, 2010

Parc et Chambre de Dera et Laza

Natory voalohany tao amin'ny Chambre-dry zareo i Dera sy Laza, falifaly tokoa izy roalahy ny maraina nahita ireo kisarisary eraky ny rindrina.




Nilalao voalohany tao anaty Parc ihany koa izy roalahy.

0 comments: