Tuesday, September 07, 2010

Vaovao mahafaly

Ankoatran'ny fahatogavan'i Mamie dia nahazo vaovao tsara ihany koa androany.
Samy miaraka mankalaza ny 14 juillet amin'izay izao izahay efa mianaka.